auto save
This commit is contained in:
parent
45833bfadb
commit
925ae3ac9b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 \v 15 \v 16 Fa zany de ôtrany ny leila raika ze nande ho aigny amin'ny firenen-kafa. Nagnantso ny mpanompony izy ka nampitantana an'azy reo ny hareny. Ny raika tamin'jareo nomeny talenta dimy, ny raika hafa nameny rôy, ary ny raika hafa kosa nameny talenta tokana. Ny tsiraikaraika de samy nandray talenta araka ze fahaizany avy, ary nande tam'deny zany leila zany. Ny raika ze naray talenta dimy de niainga teo no teo ka nampiasa an'azy reo ary nahazo talenta dimy hafa.
|
||||
\v 14 Fa zany de ôtrany ny leila raika ze nande ho aigny amin'ny firenen-kafa. Nagnantso ny mpanompony izy ka nampitantana an'azy reo ny hareny. \v 15 Ny raika tamin'jareo nomeny talenta dimy, ny raika hafa nameny rôy, ary ny raika hafa kosa nameny talenta tokana. Ny tsiraikaraika de samy nandray talenta araka ze fahaizany avy, ary nande tam'deny zany leila zany. \v 16 Ny raika ze naray talenta dimy de niainga teo no teo ka nampiasa an'azy reo ary nahazo talenta dimy hafa.
|
Loading…
Reference in New Issue