From 925ae3ac9b5c22ae7c12a71fe50d455220fd6869 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 8 Jan 2020 21:02:48 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 25/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/25/14.txt b/25/14.txt index c6e68c85..19adb577 100644 --- a/25/14.txt +++ b/25/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Fa zany de ôtrany ny leila raika ze nande ho aigny amin'ny firenen-kafa. Nagnantso ny mpanompony izy ka nampitantana an'azy reo ny hareny. Ny raika tamin'jareo nomeny talenta dimy, ny raika hafa nameny rôy, ary ny raika hafa kosa nameny talenta tokana. Ny tsiraikaraika de samy nandray talenta araka ze fahaizany avy, ary nande tam'deny zany leila zany. Ny raika ze naray talenta dimy de niainga teo no teo ka nampiasa an'azy reo ary nahazo talenta dimy hafa. \ No newline at end of file +\v 14 Fa zany de ôtrany ny leila raika ze nande ho aigny amin'ny firenen-kafa. Nagnantso ny mpanompony izy ka nampitantana an'azy reo ny hareny. \v 15 Ny raika tamin'jareo nomeny talenta dimy, ny raika hafa nameny rôy, ary ny raika hafa kosa nameny talenta tokana. Ny tsiraikaraika de samy nandray talenta araka ze fahaizany avy, ary nande tam'deny zany leila zany. \v 16 Ny raika ze naray talenta dimy de niainga teo no teo ka nampiasa an'azy reo ary nahazo talenta dimy hafa. \ No newline at end of file