auto save
This commit is contained in:
parent
0b5dab4afe
commit
900478d8b8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
De nagnatona an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magninona no tsy nahavita namoka an'iny zay Jesosy niteny an'jareo hoe: "Nony finoagna kelinareo Fa lazaiko marina aminareo, raha magnana finoagna na de kely otrany votsinampy aza nareo, de afaka miteny amin'ity tanety ity nareo hoe: "Mifindra avy aketi maketsy, de hifindra zany ary tsy hisy na ino na ino tsy ho hainareo atao Fanamarihana: Ny dikan-teny taloa tsara indrindra de tsy ahitana ny hoe v 21 "Fa ity karazagna de
|
||||
De nagnatona an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magninona no tsy nahavita namoka an'iny zay Jesosy niteny an'jareo hoe: "Nony finoagna kelinareo Fa lazaiko marina aminareo, raha magnana finoagna na de kely otrany votsinampy aza nareo, de afaka miteny amin'ity tanety ity nareo hoe: "Mifindra avy aketi maketsy, de hifindra zany ary tsy hisy na ino na ino tsy ho hainareo atao Fanamarihana: Ny dikan-teny taloa tsara indrindra de tsy ahitana ny hoe v 21 "Fa ity karazagna demenia ity de mivoka raha tsy miaraka amin'ny vavaka sy fifadian-kanina
|
Loading…
Reference in New Issue