auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 14:11:07 +08:00 committed by root
parent c047f7b926
commit 0b5dab4afe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nagnatona an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magninona no tsy nahavita namoka an'iny zay Jesosy niteny an'jareo hoe: "Nony finoagna kelinareo Fa lazaiko marina aminareo, raha magnana finoagna na de kely otrany votsinampy aza nareo, de afaka miteny amin'ity tanety ity nareo hoe: "Mifindra avy ake
De nagnatona an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magninona no tsy nahavita namoka an'iny zay Jesosy niteny an'jareo hoe: "Nony finoagna kelinareo Fa lazaiko marina aminareo, raha magnana finoagna na de kely otrany votsinampy aza nareo, de afaka miteny amin'ity tanety ity nareo hoe: "Mifindra avy aketi maketsy, de hifindra zany ary tsy hisy na ino na ino tsy ho hainareo atao Fanamarihana: Ny dikan-teny taloa tsara indrindra de tsy ahitana ny hoe v 21 "Fa ity karazagna de