auto save
This commit is contained in:
parent
8bb2d83c22
commit
71f3ddabe0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa Jesosy, nafantatra izany, ary nitare an'azy reo hoe: "Naôgna nareo no magnahiran-tsaigna an-dravevavy? Fa ra tsara no natôgny taminà. Akeo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Za de tsy ho akeo aminareo mandrakariva.
|
||||
\v 10 \v 11 Fa Jesosy, nafantatra izany, ary nitare an'azy reo hoe: "Naôgna nareo no magnahiran-tsaigna an-dravevavy? Fa ra tsara no natôgny taminà. Akeo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Za de tsy ho akeo aminareo mandrakariva.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa rafa nagnidigna izany menaka manitra zany tamin'ny vatako izy, de natôgny ho an'ny fandevegnana Ana zany. Lazaiko marina aminareo, na aiza na aiza hitorina ny filazantsara aketo amin'zao tontolo zao, ze natôgn'ity vevavy ty de ho lazaina iany kô ho fatserovagna an'azy."
|
||||
\v 12 \v 13 Fa rafa nagnidigna izany menaka manitra zany tamin'ny vatako izy, de natôgny ho an'ny fandevegnana Ana zany. Lazaiko marina aminareo, na aiza na aiza hitorina ny filazantsara aketo amin'zao tontolo zao, ze natôgn'ity vevavy ty de ho lazaina iany kô ho fatserovagna an'azy."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy akeo ny raika tamin'reo roa ambefolo, ze nantsovigna hoe Jodasy Iskariota, nankegny amin'ny leiben'ny mpisorogna ary nagnano hoe: "Omenareo ôtrinona za hanolorako an'Azy aminareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo izy reo ho an'azy. Tamin'zany fotôgna zany de nikaraka fahafana izy mba hanolorana an'Azy amin'izy reo.
|
||||
\v 14 \v 15 \v 16 Avy akeo ny raika tamin'reo roa ambefolo, ze nantsovigna hoe Jodasy Iskariota, nankegny amin'ny leiben'ny mpisorogna ary nagnano hoe: "Omenareo ôtrinona za hanolorako an'Azy aminareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo izy reo ho an'azy. Tamin'zany fotôgna zany de nikaraka fahafana izy mba hanolorana an'Azy amin'izy reo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tamin'ny andro vôlôn'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesosy reo mpianatra ka nitare hoe: "Aiza no tegnao hagnomagnanay ho anao hinanana ny sakafon'ny paska?" Namaly Izy hoe: "Midira akao an-tanàna misy leila raika ary lazao izy hoe: 'Ozy ny Mpampianatra hoe: "Efa ankeky ny fotoanako. Akato an-tranonao Za no hagnano ny paska miaraka amin'reo mpianatro." Natôgn'reo mpianatra araka ze nandidin'i Jesosy zany, ary nagnomana ny sakafon'ny paska izy reo.
|
||||
\v 17 \v 18 \v 19 Tamin'ny andro vôlôn'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesosy reo mpianatra ka nitare hoe: "Aiza no tegnao hagnomagnanay ho anao hinanana ny sakafon'ny paska?" Namaly Izy hoe: "Midira akao an-tanàna misy leila raika ary lazao izy hoe: 'Ozy ny Mpampianatra hoe: "Efa ankeky ny fotoanako. Akato an-tranonao Za no hagnano ny paska miaraka amin'reo mpianatro." Natôgn'reo mpianatra araka ze nandidin'i Jesosy zany, ary nagnomana ny sakafon'ny paska izy reo.
|
Loading…
Reference in New Issue