diff --git a/26/10.txt b/26/10.txt index d44859ab..cd9e04eb 100644 --- a/26/10.txt +++ b/26/10.txt @@ -1 +1 @@ -Fa Jesosy, nafantatra izany, ary nitare an'azy reo hoe: "Naôgna nareo no magnahiran-tsaigna an-dravevavy? Fa ra tsara no natôgny taminà. Akeo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Za de tsy ho akeo aminareo mandrakariva. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 Fa Jesosy, nafantatra izany, ary nitare an'azy reo hoe: "Naôgna nareo no magnahiran-tsaigna an-dravevavy? Fa ra tsara no natôgny taminà. Akeo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Za de tsy ho akeo aminareo mandrakariva. \ No newline at end of file diff --git a/26/12.txt b/26/12.txt index 8c7b060f..721c2403 100644 --- a/26/12.txt +++ b/26/12.txt @@ -1 +1 @@ -Fa rafa nagnidigna izany menaka manitra zany tamin'ny vatako izy, de natôgny ho an'ny fandevegnana Ana zany. Lazaiko marina aminareo, na aiza na aiza hitorina ny filazantsara aketo amin'zao tontolo zao, ze natôgn'ity vevavy ty de ho lazaina iany kô ho fatserovagna an'azy." \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 Fa rafa nagnidigna izany menaka manitra zany tamin'ny vatako izy, de natôgny ho an'ny fandevegnana Ana zany. Lazaiko marina aminareo, na aiza na aiza hitorina ny filazantsara aketo amin'zao tontolo zao, ze natôgn'ity vevavy ty de ho lazaina iany kô ho fatserovagna an'azy." \ No newline at end of file diff --git a/26/14.txt b/26/14.txt index 6c14ef19..751e469f 100644 --- a/26/14.txt +++ b/26/14.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo ny raika tamin'reo roa ambefolo, ze nantsovigna hoe Jodasy Iskariota, nankegny amin'ny leiben'ny mpisorogna ary nagnano hoe: "Omenareo ôtrinona za hanolorako an'Azy aminareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo izy reo ho an'azy. Tamin'zany fotôgna zany de nikaraka fahafana izy mba hanolorana an'Azy amin'izy reo. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 Avy akeo ny raika tamin'reo roa ambefolo, ze nantsovigna hoe Jodasy Iskariota, nankegny amin'ny leiben'ny mpisorogna ary nagnano hoe: "Omenareo ôtrinona za hanolorako an'Azy aminareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo izy reo ho an'azy. Tamin'zany fotôgna zany de nikaraka fahafana izy mba hanolorana an'Azy amin'izy reo. \ No newline at end of file diff --git a/26/17.txt b/26/17.txt index cde8d7b0..6d7723c3 100644 --- a/26/17.txt +++ b/26/17.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny andro vôlôn'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesosy reo mpianatra ka nitare hoe: "Aiza no tegnao hagnomagnanay ho anao hinanana ny sakafon'ny paska?" Namaly Izy hoe: "Midira akao an-tanàna misy leila raika ary lazao izy hoe: 'Ozy ny Mpampianatra hoe: "Efa ankeky ny fotoanako. Akato an-tranonao Za no hagnano ny paska miaraka amin'reo mpianatro." Natôgn'reo mpianatra araka ze nandidin'i Jesosy zany, ary nagnomana ny sakafon'ny paska izy reo. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 \v 19 Tamin'ny andro vôlôn'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesosy reo mpianatra ka nitare hoe: "Aiza no tegnao hagnomagnanay ho anao hinanana ny sakafon'ny paska?" Namaly Izy hoe: "Midira akao an-tanàna misy leila raika ary lazao izy hoe: 'Ozy ny Mpampianatra hoe: "Efa ankeky ny fotoanako. Akato an-tranonao Za no hagnano ny paska miaraka amin'reo mpianatro." Natôgn'reo mpianatra araka ze nandidin'i Jesosy zany, ary nagnomana ny sakafon'ny paska izy reo. \ No newline at end of file diff --git a/26/20.txt b/26/20.txt new file mode 100644 index 00000000..14a94d00 --- /dev/null +++ b/26/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +Refa tong ny hariva, \ No newline at end of file