auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 15:02:40 +08:00 committed by root
parent 5849db7dff
commit 5b78444135
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ola daoly no afaka magnaiky zany fampiagnarana zany, fa reo ze navela hagnaiky zany iany. Fa misy reo ionoka ze efa otran'zany hatrany an-kibon-drnin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. I
Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ola daoly no afaka magnaiky zany fampiagnarana zany, fa reo ze navela hagnaiky zany iany. Fa misy reo ionoka ze efa otran'zany hatrany an-kibon-drnin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. Izy ze afaka mandray zany fampiagnarana zany, oka izy handray izany."

1
19/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avt akeo nisy akizy madinika sasatsasagny ndesigny teo aminy mba hametrany tagnana amin'jareo ka hivavaka, fa nitareo mafy an'azy reo mpi