From 5b78444135270b538967f7416ec738cf2941caee Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 15:02:40 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 19/10.txt | 2 +- 19/13.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 19/13.txt diff --git a/19/10.txt b/19/10.txt index 2d0baf60..199c8102 100644 --- a/19/10.txt +++ b/19/10.txt @@ -1 +1 @@ -Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ola daoly no afaka magnaiky zany fampiagnarana zany, fa reo ze navela hagnaiky zany iany. Fa misy reo ionoka ze efa otran'zany hatrany an-kibon-drnin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. I \ No newline at end of file +Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ola daoly no afaka magnaiky zany fampiagnarana zany, fa reo ze navela hagnaiky zany iany. Fa misy reo ionoka ze efa otran'zany hatrany an-kibon-drnin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. Izy ze afaka mandray zany fampiagnarana zany, oka izy handray izany." \ No newline at end of file diff --git a/19/13.txt b/19/13.txt new file mode 100644 index 00000000..aeb7121e --- /dev/null +++ b/19/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +Avt akeo nisy akizy madinika sasatsasagny ndesigny teo aminy mba hametrany tagnana amin'jareo ka hivavaka, fa nitareo mafy an'azy reo mpi \ No newline at end of file