auto save
This commit is contained in:
parent
134b1bfe02
commit
25407d3aeb
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 Ino no eritreritrareo? Raha misy managna ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika am'jareo, de tsy handôsa ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13 Raha tazany zany, de lazaiko marina aminareo, fa mifaly am'zany mihôtra noho reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14 Ô'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo.
|
||||
\v 12 Ino no eritreritrareo? Raha misy managna ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika am'jareo, de tsy handôsa ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13 Raha tazany zany, de lazaiko marina aminareo, fa mifaly am'zany mihôtra noho reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14 Ôtran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo.
|
Loading…
Reference in New Issue