diff --git a/18/12.txt b/18/12.txt
index 6f9c97d0..8d8f33b1 100644
--- a/18/12.txt
+++ b/18/12.txt
@@ -1 +1 @@
-\v 12 Ino no eritreritrareo? Raha misy managna ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika am'jareo, de tsy handôsa ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13  Raha tazany zany, de lazaiko marina aminareo, fa mifaly am'zany mihôtra noho reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14  Ô'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny  an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo.
\ No newline at end of file
+\v 12 Ino no eritreritrareo? Raha misy managna ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika am'jareo, de tsy handôsa ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13  Raha tazany zany, de lazaiko marina aminareo, fa mifaly am'zany mihôtra noho reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14  Ôtran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny  an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo.
\ No newline at end of file