1 line
331 B
Plaintext
1 line
331 B
Plaintext
\v 54 \v 55 \v 56 Fa noraisiny tamin'ny tagnana izy ka nagnantso mafy, nitare hoe: "Anaka, mitsangàna!" Ary niverina ny fanahiny, ka niharina avy hatraigny izy. Ary nibaiko an-jareo Izy mbô hagnome ahanina ho an'azy. Ary gaga ny Ray aman-dreniny, fa Izy kosa nandrara an-jareo mbô tsy hilaza na amin'iza n'iza ny ra ze nitranga. |