plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/54.txt

1 line
331 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-28 13:16:06 +00:00
\v 54 \v 55 \v 56 Fa noraisiny tamin'ny tagnana izy ka nagnantso mafy, nitare hoe: "Anaka, mitsangàna!" Ary niverina ny fanahiny, ka niharina avy hatraigny izy. Ary nibaiko an-jareo Izy mbô hagnome ahanina ho an'azy. Ary gaga ny Ray aman-dreniny, fa Izy kosa nandrara an-jareo mbô tsy hilaza na amin'iza n'iza ny ra ze nitranga.