1 line
345 B
Plaintext
1 line
345 B
Plaintext
\v 5 \v 6 \v 7 Nony tonga takeo am'le tôrana Jesosy, de niandrandra Izy ka nitare tamin'azy hoe: "Ry Zakaiosy, midigna malaky, fa gniany de tsy maintsy hijanona akao an-dragnonao Za." De nidigna malaky izy ary nandray an'Azy tam-pifalena. Rafa natazagna zany ny daôly, de nitaraina avokoa, nitare hoe: "Niditra hitsidika leila ze mpanota Izy." |