2020-05-09 11:19:29 +00:00
|
|
|
\v 5 \v 6 \v 7 Nony tonga takeo am'le tôrana Jesosy, de niandrandra Izy ka nitare tamin'azy hoe: "Ry Zakaiosy, midigna malaky, fa gniany de tsy maintsy hijanona akao an-dragnonao Za." De nidigna malaky izy ary nandray an'Azy tam-pifalena. Rafa natazagna zany ny daôly, de nitaraina avokoa, nitare hoe: "Niditra hitsidika leila ze mpanota Izy."
|