auto save
This commit is contained in:
parent
467be4742d
commit
f72be58ec9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary rafa ho hariva ny andro, de nagnontogna an'Azy reo roa ambin'ny folo ka nitare hoe: " Alefaso andeha reo vahôka mbô, ahafahan-jareo mandeha aigny am'reo tanàna magnodidigna sy ambanivohitra mbô hahita fatorena sy ahanina, satria aty amin'ny tany fôgna isika." Fa ozy tamin-jareo hoe: "Amenareo ra hoanina zareo." Ary nitare reo hoe: "Tsisy managna mihotra noho ny mofo dimy sy hazan-drano rôy zahay - raha tsy hoe mandeha zahay ary mividy ahanina ho an'reo ôla daôly reo." [Takeo de nisy leila dimy arivo teo eo]. Ary nilaza tam'reo mpianan
|
||||
Ary rafa ho hariva ny andro, de nagnontogna an'Azy reo roa ambin'ny folo ka nitare hoe: " Alefaso andeha reo vahôka mbô, ahafahan-jareo mandeha aigny am'reo tanàna magnodidigna sy ambanivohitra mbô hahita fatorena sy ahanina, satria aty amin'ny tany fôgna isika." Fa ozy tamin-jareo hoe: "Amenareo ra hoanina zareo." Ary nitare reo hoe: "Tsisy managna mihotra noho ny mofo dimy sy hazan-drano rôy zahay - raha tsy hoe mandeha zahay ary mividy ahanina ho an'reo ôla daôly reo." [Takeo de nisy leila dimy arivo teo eo]. Ary nilaza tam'reo mpianany
|
Loading…
Reference in New Issue