From f72be58ec9c999602cf05ef143a512434041912c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Fri, 1 May 2020 15:50:05 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 09/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/12.txt b/09/12.txt index 1c7bc1c..a0982f9 100644 --- a/09/12.txt +++ b/09/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ary rafa ho hariva ny andro, de nagnontogna an'Azy reo roa ambin'ny folo ka nitare hoe: " Alefaso andeha reo vahôka mbô, ahafahan-jareo mandeha aigny am'reo tanàna magnodidigna sy ambanivohitra mbô hahita fatorena sy ahanina, satria aty amin'ny tany fôgna isika." Fa ozy tamin-jareo hoe: "Amenareo ra hoanina zareo." Ary nitare reo hoe: "Tsisy managna mihotra noho ny mofo dimy sy hazan-drano rôy zahay - raha tsy hoe mandeha zahay ary mividy ahanina ho an'reo ôla daôly reo." [Takeo de nisy leila dimy arivo teo eo]. Ary nilaza tam'reo mpianan \ No newline at end of file +Ary rafa ho hariva ny andro, de nagnontogna an'Azy reo roa ambin'ny folo ka nitare hoe: " Alefaso andeha reo vahôka mbô, ahafahan-jareo mandeha aigny am'reo tanàna magnodidigna sy ambanivohitra mbô hahita fatorena sy ahanina, satria aty amin'ny tany fôgna isika." Fa ozy tamin-jareo hoe: "Amenareo ra hoanina zareo." Ary nitare reo hoe: "Tsisy managna mihotra noho ny mofo dimy sy hazan-drano rôy zahay - raha tsy hoe mandeha zahay ary mividy ahanina ho an'reo ôla daôly reo." [Takeo de nisy leila dimy arivo teo eo]. Ary nilaza tam'reo mpianany \ No newline at end of file