auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-31 06:28:31 +03:00 committed by root
parent 340bffb39d
commit eaa5b2f190
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Ary ny sasagny de vôfafy takeo amin'ny tsilo, ary ny tsilo niara-nagniry tamin'ny voa ka nangeja an'zany. Ny sasagny vôfafy taigny amin'ny tany lonaka ka namoa vokatra ze tsara lavitra reo ra reo, de nagnantso mafy Izy hoe: "Ze managn-tsofigna hitandrinesana, ôka izy hihaino."
\v 7 Ary ny sasagny de vôfafy takeo amin'ny tsilo, ary ny tsilo niara-nagniry tamin'ny voa ka nangeja an'zany. \v 8 Ny sasagny vôfafy taigny amin'ny tany lonaka ka namoa vokatra ze tsara lavitra reo ra reo, de nagnantso mafy Izy hoe: "Ze managn-tsofigna hitandrinesana, ôka izy hihaino."

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Nagnontany an'Azy reo mpianany ny amin'ny ten'zany fagnoharana zany lazaina. Ozy hoe: "Ny falalana ny ra misitrika an'ny Fanjakan'Andriamanitra de namena an'nareo, fa ho an'ny hafa de mikoragna amin'ny fagnoharana Za, mbô tsy hatazagna zareo na de mahita aza, ary tsy hafantatra na de naregny aza."
\v 10 Nagnontany an'Azy reo mpianany ny amin'ny ten'zany fagnoharana zany lazaina.\v 9 Ozy hoe: "Ny falalana ny ra misitrika an'ny Fanjakan'Andriamanitra de namena an'nareo, fa ho an'ny hafa de mikoragna amin'ny fagnoharana Za, mbô tsy hatazagna zareo na de mahita aza, ary tsy hafantatra na de naregny aza."