diff --git a/08/07.txt b/08/07.txt index b4da6c1..e1a94e5 100644 --- a/08/07.txt +++ b/08/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Ary ny sasagny de vôfafy takeo amin'ny tsilo, ary ny tsilo niara-nagniry tamin'ny voa ka nangeja an'zany. Ny sasagny vôfafy taigny amin'ny tany lonaka ka namoa vokatra ze tsara lavitra reo ra reo, de nagnantso mafy Izy hoe: "Ze managn-tsofigna hitandrinesana, ôka izy hihaino." \ No newline at end of file +\v 7 Ary ny sasagny de vôfafy takeo amin'ny tsilo, ary ny tsilo niara-nagniry tamin'ny voa ka nangeja an'zany. \v 8 Ny sasagny vôfafy taigny amin'ny tany lonaka ka namoa vokatra ze tsara lavitra reo ra reo, de nagnantso mafy Izy hoe: "Ze managn-tsofigna hitandrinesana, ôka izy hihaino." \ No newline at end of file diff --git a/08/09.txt b/08/09.txt index c2e025c..cbaacf7 100644 --- a/08/09.txt +++ b/08/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Nagnontany an'Azy reo mpianany ny amin'ny ten'zany fagnoharana zany lazaina. Ozy hoe: "Ny falalana ny ra misitrika an'ny Fanjakan'Andriamanitra de namena an'nareo, fa ho an'ny hafa de mikoragna amin'ny fagnoharana Za, mbô tsy hatazagna zareo na de mahita aza, ary tsy hafantatra na de naregny aza." \ No newline at end of file +\v 10 Nagnontany an'Azy reo mpianany ny amin'ny ten'zany fagnoharana zany lazaina.\v 9 Ozy hoe: "Ny falalana ny ra misitrika an'ny Fanjakan'Andriamanitra de namena an'nareo, fa ho an'ny hafa de mikoragna amin'ny fagnoharana Za, mbô tsy hatazagna zareo na de mahita aza, ary tsy hafantatra na de naregny aza." \ No newline at end of file