auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-18 11:44:23 +03:00 committed by root
parent 673b582d67
commit b642617fcd
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mihevitra ma anareo fa tonga Za mbô hitondra fiadanana aketo an-tany? Tsia, milaza aminareo Za, fa fisarahana aza. Magnomboka zao de hisy dimy akao amin'ny tragno raika ze hisaratsaraka - ôla telo magnohitra ny roey, ary ôla roey magnohitra ny telo. Hisaratsaraka zareo, ary ny ray hagnohitra ny zanaka lahy, ary ny zanaka lahy hagnohitra ny ray
Mihevitra ma anareo fa tonga Za mbô hitondra fiadanana aketo an-tany? Tsia, milaza aminareo Za, fa fisarahana aza. Magnomboka zao de hisy dimy akao amin'ny tragno raika ze hisaratsaraka - ôla telo magnohitra ny roey, ary ôla roey magnohitra ny telo. Hisaratsaraka zareo, ary ny ray hagnohitra ny zanaka lahy, ary ny zanaka lahy hagnohitra ny ray; ny reny hagnohitra ny zanaka vavy ary ny zanaka vavy hagnohitra ny reny; ny rafozam-bavy hagnohitra ny vinanto vavy, ary ny vinanto vavy hagnohitra ny rafozam-bavy."

1
12/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nikoragna tam'reo vahôka kô Jesosy hoe: "Rafa matazagna rôndro miforona aigny andrefana anareo, de ozy avy hatraigny anareo hoe: "Hisy ranon'orana ho avy," ary de mitranga zany. Rafa misy rivotra mitsoka avy aigny atsimo, de ozy anareo hoe: "Hisy hafa