From b642617fcda737539307712615dc7f64f1df58f5 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Mon, 18 May 2020 11:44:23 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 12/51.txt | 2 +- 12/54.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 12/54.txt diff --git a/12/51.txt b/12/51.txt index 5131498..9f84e76 100644 --- a/12/51.txt +++ b/12/51.txt @@ -1 +1 @@ -Mihevitra ma anareo fa tonga Za mbô hitondra fiadanana aketo an-tany? Tsia, milaza aminareo Za, fa fisarahana aza. Magnomboka zao de hisy dimy akao amin'ny tragno raika ze hisaratsaraka - ôla telo magnohitra ny roey, ary ôla roey magnohitra ny telo. Hisaratsaraka zareo, ary ny ray hagnohitra ny zanaka lahy, ary ny zanaka lahy hagnohitra ny ray \ No newline at end of file +Mihevitra ma anareo fa tonga Za mbô hitondra fiadanana aketo an-tany? Tsia, milaza aminareo Za, fa fisarahana aza. Magnomboka zao de hisy dimy akao amin'ny tragno raika ze hisaratsaraka - ôla telo magnohitra ny roey, ary ôla roey magnohitra ny telo. Hisaratsaraka zareo, ary ny ray hagnohitra ny zanaka lahy, ary ny zanaka lahy hagnohitra ny ray; ny reny hagnohitra ny zanaka vavy ary ny zanaka vavy hagnohitra ny reny; ny rafozam-bavy hagnohitra ny vinanto vavy, ary ny vinanto vavy hagnohitra ny rafozam-bavy." \ No newline at end of file diff --git a/12/54.txt b/12/54.txt new file mode 100644 index 0000000..0301820 --- /dev/null +++ b/12/54.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nikoragna tam'reo vahôka kô Jesosy hoe: "Rafa matazagna rôndro miforona aigny andrefana anareo, de ozy avy hatraigny anareo hoe: "Hisy ranon'orana ho avy," ary de mitranga zany. Rafa misy rivotra mitsoka avy aigny atsimo, de ozy anareo hoe: "Hisy hafa \ No newline at end of file