auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-18 13:24:01 +03:00 committed by root
parent b4a5ff504b
commit a08f035d9e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tsy
Fa tsy ôtran'zany mitsy ny aminareo. Mifagnohitra am'zany, ôka ze lehibe ndrindra aminareo ho lasa ôtran'ny kely ndrindra, ary ôka ze manan-danja ndrindra ho tonga salan'ze magnompo. Fa iza no lehibe kokoa, ze mipetraka amin'ny latabatra, se ze magnompo? Tsy ze mipetraka akeo amin'ny latabatra ma? Kanefa Za aketo aminareo ôtran'ny raika ze magnompo.

1
22/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa anareo no ôla ze nanohy niaraka taminà takao amin'ny fakam-panahy