diff --git a/22/26.txt b/22/26.txt index 0aac8da..f64dd39 100644 --- a/22/26.txt +++ b/22/26.txt @@ -1 +1 @@ -Fa tsy \ No newline at end of file +Fa tsy ôtran'zany mitsy ny aminareo. Mifagnohitra am'zany, ôka ze lehibe ndrindra aminareo ho lasa ôtran'ny kely ndrindra, ary ôka ze manan-danja ndrindra ho tonga salan'ze magnompo. Fa iza no lehibe kokoa, ze mipetraka amin'ny latabatra, se ze magnompo? Tsy ze mipetraka akeo amin'ny latabatra ma? Kanefa Za aketo aminareo ôtran'ny raika ze magnompo. \ No newline at end of file diff --git a/22/28.txt b/22/28.txt new file mode 100644 index 0000000..887d3f9 --- /dev/null +++ b/22/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fa anareo no ôla ze nanohy niaraka taminà takao amin'ny fakam-panahy \ No newline at end of file