auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-29 20:18:44 +03:00 committed by root
parent e138911e4f
commit 9e942f6dae
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Ary raha niandry fatratra ny fatongavan'i Kristy ny vahôka, de nagnontany takao am-pony ny makasika an'i Jaona ny tsiraikaraika, na mety ho izy na tsy izy no Kristy. Jaona namaly tamin'ny fitinenana an'azy daôly hoe: "Raha ny aminà, de magnano batia an'nareo amin'ny rano za, fa misy ôla raika ho avy ze mahery mihôtra anà, ary tsy mendrika za na de hamaha reo fehi-kapany aza. Hagnano batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy.
\v 15 Ary raha nandigny fatratra ny fatongavan'i Kristy ny vahôka, de nagnontany takao am-pony ny makasika an'i Jaona ny tsiraikaraika, na mety ho izy na tsy izy no Kristy. \v 16 Jaona namaly tamin'ny fitaravana an'azy daôly hoe: "Raha ny aminà, de magnano batia an'nareo amin'ny rano za, fa misy ôla raika ho avy ze mahery mihôtra anà, ary tsy mendrika za na de hamaha reo fehi-kapany aza. Hagnano batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy.