From 9e942f6dae4dad8182aa3a85a1f5f35a524d00a2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Fri, 29 May 2020 20:18:44 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/15.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/15.txt b/03/15.txt index 9e56f59..8f51c5f 100644 --- a/03/15.txt +++ b/03/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 Ary raha niandry fatratra ny fatongavan'i Kristy ny vahôka, de nagnontany takao am-pony ny makasika an'i Jaona ny tsiraikaraika, na mety ho izy na tsy izy no Kristy. Jaona namaly tamin'ny fitinenana an'azy daôly hoe: "Raha ny aminà, de magnano batia an'nareo amin'ny rano za, fa misy ôla raika ho avy ze mahery mihôtra anà, ary tsy mendrika za na de hamaha reo fehi-kapany aza. Hagnano batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy. \ No newline at end of file +\v 15 Ary raha nandigny fatratra ny fatongavan'i Kristy ny vahôka, de nagnontany takao am-pony ny makasika an'i Jaona ny tsiraikaraika, na mety ho izy na tsy izy no Kristy. \v 16 Jaona namaly tamin'ny fitaravana an'azy daôly hoe: "Raha ny aminà, de magnano batia an'nareo amin'ny rano za, fa misy ôla raika ho avy ze mahery mihôtra anà, ary tsy mendrika za na de hamaha reo fehi-kapany aza. Hagnano batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy. \ No newline at end of file