auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 12:59:42 +03:00 committed by root
parent f5c81b3fcb
commit 6d42daa0a3
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zareo de nihazo ny faritr'i Gerasena, ze tandrifin'ny farihin'i Galilea. Ary rafa niakatra hankaigny an-tanety Jesosy, de nifanena tamin'ny leila raika avy takao an-tanàna ze nisy demonia. Ary e
Zareo de nihazo ny faritr'i Gerasena, ze tandrifin'ny farihin'i Galilea. Ary rafa niakatra hankaigny an-tanety Jesosy, de nifanena tamin'ny leila raika avy takao an-tanàna ze nisy demonia. Ary efa ela izy no tsy nekanjo, ary tsy nipetraka takao an-tragno fa taigny amin'ny fasagna.

1
08/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa natazagna an'i Jesosy izy, de nikikika mafy sy nenkotra takeo agnolôny ka nitare tamin'ny feo mafy hoe: 'Ino no iraisanao aminà, ry Jesosy, zanak'Andriamanitra Avo ndrindra ô? Mengavy An'nao za, aza mampijaly anà." Fa Jesosy nandidy ny fagnahy maloto h