diff --git a/08/26.txt b/08/26.txt index 4696355..5e75f38 100644 --- a/08/26.txt +++ b/08/26.txt @@ -1 +1 @@ -Zareo de nihazo ny faritr'i Gerasena, ze tandrifin'ny farihin'i Galilea. Ary rafa niakatra hankaigny an-tanety Jesosy, de nifanena tamin'ny leila raika avy takao an-tanàna ze nisy demonia. Ary e \ No newline at end of file +Zareo de nihazo ny faritr'i Gerasena, ze tandrifin'ny farihin'i Galilea. Ary rafa niakatra hankaigny an-tanety Jesosy, de nifanena tamin'ny leila raika avy takao an-tanàna ze nisy demonia. Ary efa ela izy no tsy nekanjo, ary tsy nipetraka takao an-tragno fa taigny amin'ny fasagna. \ No newline at end of file diff --git a/08/28.txt b/08/28.txt new file mode 100644 index 0000000..66abd07 --- /dev/null +++ b/08/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +Rafa natazagna an'i Jesosy izy, de nikikika mafy sy nenkotra takeo agnolôny ka nitare tamin'ny feo mafy hoe: 'Ino no iraisanao aminà, ry Jesosy, zanak'Andriamanitra Avo ndrindra ô? Mengavy An'nao za, aza mampijaly anà." Fa Jesosy nandidy ny fagnahy maloto h \ No newline at end of file