auto save
This commit is contained in:
parent
d781508516
commit
6c003ddaa0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy teo de nitodika teo am'reo mpianatra Izy ka nilaza mangingina hoe: "Sambatra ze mahita reo ra ze hitanareo. Lazaiko aminareo, mpaminagny sy mpanjaka maro no nagniry ahita ze ra hitanareo, fa tsy hitan'jareo, ary areigny reo ra reignareo, fa tsy reign'jareo zany."
|
||||
\v 23 \v 24 Avy teo de nitodika teo am'reo mpianatra Izy ka nilaza mangingina hoe: "Sambatra ze mahita reo ra ze hitanareo. Lazaiko aminareo, mpaminagny sy mpanjaka maro no nagniry ahita ze ra hitanareo, fa tsy hitan'jareo, ary areigny reo ra reignareo, fa tsy reign'jareo zany."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Io misy mpampianatra ny lalàn'ny Jiosy raika nitsangana mba hitsarapa an'Azy, ka nilaza hoe: 'Mpampianatra o, ino no tsy maintsy hataoko mba handova ny fiaignana mandrakizay? Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Ino no vôsoratra akao amin'ny lalàna? Manakôry ny famakinao an'zany? Nagnome valiteny izy de niteny hoe: "Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin'ny fonao daôly, amin'ny fagnahianao manontolo, amin'ny herinao manontolo, ary amin'ny fisainanao manontolo, ary ny namanao salan'ny tegnanao.' Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Marina ny navalinao. Ataovy zany de ho velona enao."
|
||||
\v 25 \v 26 \v 27 \v 28 Io misy mpampianatra ny lalàn'ny Jiosy raika nitsangana mba hitsarapa an'Azy, ka nilaza hoe: 'Mpampianatra o, ino no tsy maintsy hataoko mba handova ny fiaignana mandrakizay? Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Ino no vôsoratra akao amin'ny lalàna? Manakôry ny famakinao an'zany? Nagnome valiteny izy de niteny hoe: "Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin'ny fonao daôly, amin'ny fagnahianao manontolo, amin'ny herinao manontolo, ary amin'ny fisainanao manontolo, ary ny namanao salan'ny tegnanao.' Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Marina ny navalinao. Ataovy zany de ho velona enao."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Iza amin'izy telo reo, araka ny eritreritrao, no naman'le azon'ny mpandroba?" Namaly le mpampianatrra hoe: "Le raika ze nagnano fiantrana an'azy." Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Mandana ary magnanôva salan'zany kô."
|
||||
\v 36 \v 37 Iza amin'izy telo reo, araka ny eritreritrao, no naman'le azon'ny mpandroba?" Namaly le mpampianatrra hoe: "Le raika ze nagnano fiantrana an'azy." Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Mandana ary magnanôva salan'zany kô."
|
Loading…
Reference in New Issue