diff --git a/10/23.txt b/10/23.txt index 1c3d07f..bc40de9 100644 --- a/10/23.txt +++ b/10/23.txt @@ -1 +1 @@ -Avy teo de nitodika teo am'reo mpianatra Izy ka nilaza mangingina hoe: "Sambatra ze mahita reo ra ze hitanareo. Lazaiko aminareo, mpaminagny sy mpanjaka maro no nagniry ahita ze ra hitanareo, fa tsy hitan'jareo, ary areigny reo ra reignareo, fa tsy reign'jareo zany." \ No newline at end of file +\v 23 \v 24 Avy teo de nitodika teo am'reo mpianatra Izy ka nilaza mangingina hoe: "Sambatra ze mahita reo ra ze hitanareo. Lazaiko aminareo, mpaminagny sy mpanjaka maro no nagniry ahita ze ra hitanareo, fa tsy hitan'jareo, ary areigny reo ra reignareo, fa tsy reign'jareo zany." \ No newline at end of file diff --git a/10/25.txt b/10/25.txt index 24c71d6..0bdd467 100644 --- a/10/25.txt +++ b/10/25.txt @@ -1 +1 @@ -Io misy mpampianatra ny lalàn'ny Jiosy raika nitsangana mba hitsarapa an'Azy, ka nilaza hoe: 'Mpampianatra o, ino no tsy maintsy hataoko mba handova ny fiaignana mandrakizay? Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Ino no vôsoratra akao amin'ny lalàna? Manakôry ny famakinao an'zany? Nagnome valiteny izy de niteny hoe: "Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin'ny fonao daôly, amin'ny fagnahianao manontolo, amin'ny herinao manontolo, ary amin'ny fisainanao manontolo, ary ny namanao salan'ny tegnanao.' Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Marina ny navalinao. Ataovy zany de ho velona enao." \ No newline at end of file +\v 25 \v 26 \v 27 \v 28 Io misy mpampianatra ny lalàn'ny Jiosy raika nitsangana mba hitsarapa an'Azy, ka nilaza hoe: 'Mpampianatra o, ino no tsy maintsy hataoko mba handova ny fiaignana mandrakizay? Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Ino no vôsoratra akao amin'ny lalàna? Manakôry ny famakinao an'zany? Nagnome valiteny izy de niteny hoe: "Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin'ny fonao daôly, amin'ny fagnahianao manontolo, amin'ny herinao manontolo, ary amin'ny fisainanao manontolo, ary ny namanao salan'ny tegnanao.' Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Marina ny navalinao. Ataovy zany de ho velona enao." \ No newline at end of file diff --git a/10/36.txt b/10/36.txt index 7ba98d6..af45e92 100644 --- a/10/36.txt +++ b/10/36.txt @@ -1 +1 @@ -Iza amin'izy telo reo, araka ny eritreritrao, no naman'le azon'ny mpandroba?" Namaly le mpampianatrra hoe: "Le raika ze nagnano fiantrana an'azy." Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Mandana ary magnanôva salan'zany kô." \ No newline at end of file +\v 36 \v 37 Iza amin'izy telo reo, araka ny eritreritrao, no naman'le azon'ny mpandroba?" Namaly le mpampianatrra hoe: "Le raika ze nagnano fiantrana an'azy." Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Mandana ary magnanôva salan'zany kô." \ No newline at end of file