auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-29 19:50:38 +08:00 committed by root
parent 636300b3d6
commit 62b8ca94ff
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Jesosy niteny tam'jareo hoe: "Iza aminareo no hanagna namana, ary hande ho aigny aminy amin'ny sasak'alina, ary hagnano amin'azy hoe: "Ry namana, mba ampidramo mofo telo za, \v 6 fa misy namako raika vô tonga avy aigny alavitra, ary tsy managna na ino na ino hamena an'azy za." \v 7 Ary mety hamaly an'azy ny raika tao an-dragno ka hagnano hoe: "Aza magnelingelin anà." Efa midy ny varavarana, ary ny zanako, efa akeo ampadrena, miaraka aminà. Tsy afaka mitsangana za hagnome mofo an'nao." \v 8 Milaza aminareo Za, fa na de tsy mitsangna sy magnome mofo an'naro aza izy satria namany nareo, de non'ny fikirizanareo tsisy henatra, de hitsangana izy ary hagnome an'nareo ny mofo daôly ze ilainareo. \v 5 Jesosy nitare tam'jareo hoe: "Iza aminareo no hanagna namana, ary hande ho aigny amin'azy amin'ny sasak'alina, ary hagnano amin'azy hoe: "Ry namana, mba ampidramo mofo telo za, \v 6 fa misy namako raika vô tonga avy aigny alavitra, ary tsy managna na ino na ino hamena an'azy za." \v 7 Ary mety hamaly an'azy ny raika tao an-dragno ka hagnano hoe: "Aza magnelingelina anà." Efa midy ny varavarana, ary ny zanako, efa akeo ampadrena, miaraka aminà. Tsy afaka mitsangana za hagnome mofo an'nao." \v 8 Milaza aminareo Za, fa na de tsy mitsangna sy magnome mofo an'naro aza izy satria namany nareo, de non'ny fikirizanareo tsisy henatra, de hitsangana izy ary hagnome an'nareo ny mofo daôly ze ilainareo.