From 62b8ca94ff3ba4efb52a1c92b392c55a6c72dfd6 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Fri, 29 May 2020 19:50:38 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 11/05.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/05.txt b/11/05.txt index 60b08ed..2b6c482 100644 --- a/11/05.txt +++ b/11/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Jesosy niteny tam'jareo hoe: "Iza aminareo no hanagna namana, ary hande ho aigny aminy amin'ny sasak'alina, ary hagnano amin'azy hoe: "Ry namana, mba ampidramo mofo telo za, \v 6 fa misy namako raika vô tonga avy aigny alavitra, ary tsy managna na ino na ino hamena an'azy za." \v 7 Ary mety hamaly an'azy ny raika tao an-dragno ka hagnano hoe: "Aza magnelingelin anà." Efa midy ny varavarana, ary ny zanako, efa akeo ampadrena, miaraka aminà. Tsy afaka mitsangana za hagnome mofo an'nao." \v 8 Milaza aminareo Za, fa na de tsy mitsangna sy magnome mofo an'naro aza izy satria namany nareo, de non'ny fikirizanareo tsisy henatra, de hitsangana izy ary hagnome an'nareo ny mofo daôly ze ilainareo. \ No newline at end of file +\v 5 Jesosy nitare tam'jareo hoe: "Iza aminareo no hanagna namana, ary hande ho aigny amin'azy amin'ny sasak'alina, ary hagnano amin'azy hoe: "Ry namana, mba ampidramo mofo telo za, \v 6 fa misy namako raika vô tonga avy aigny alavitra, ary tsy managna na ino na ino hamena an'azy za." \v 7 Ary mety hamaly an'azy ny raika tao an-dragno ka hagnano hoe: "Aza magnelingelina anà." Efa midy ny varavarana, ary ny zanako, efa akeo ampadrena, miaraka aminà. Tsy afaka mitsangana za hagnome mofo an'nao." \v 8 Milaza aminareo Za, fa na de tsy mitsangna sy magnome mofo an'naro aza izy satria namany nareo, de non'ny fikirizanareo tsisy henatra, de hitsangana izy ary hagnome an'nareo ny mofo daôly ze ilainareo. \ No newline at end of file