auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-03 10:35:47 +03:00 committed by root
parent 248d63ac26
commit 4eb0a18f2f
7 changed files with 7 additions and 0 deletions

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Avekeo nentin'ny devoly taigny amin'ny tôrana agnambo Jesosy ary nabôgnany an'Azy vetiketika daôly ny fanjakana daôlin'zao tontolo zao. \v 6 Ny devoly nitare tamin'Azy hoe: "Ameko An'nao ny fahefana daôly sy ny famirapiratana daôly, satria efa namena anà reo, ary afaka ameko ny ôla ze teko amena an'azy. \v 7 Noho zany, raha menkotra sy manompo anà Anao, de ho lasanao zany."

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Avekeo ny devoly de nitondra an'i Jesosy taigny Jerosalema ary nataony taigny amin'ny fara-tampon'ny tempoly, ary nitare tamin'Azy hoe: "Raha zanak'Andriamanitra Anao, de alavô avy aty ny tegnanao. \v 10 Satria efa vôsoratra hoe: 'Hibaiko ny Anjeliny ny aminao Izy, mbô hiaro an'nao,' \v 11 ary, 'Zareo hanandratra an'nao amin'ny tagnany, mbô tsy ho tafitona amin'ny vato ny tongotrao.'"

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Namaly an'azy Jesosy, nitare hoe: "Efa nambara hoe: 'Aza miaka fagnahy ny Tompo Andriamanitrao.'" \v 13 Rafa vita ny fangalàn'ny devoly fagnahy an'i Jesosy, de lasana izy ary nandao an'Azy ambara pahatongan'ny fotôna hafa.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Avekeo Jesosy niverigna taigny Galilia tamin'ny herin'ny Fagnahy, ary ny vaovao momba an'Azy de efa niely nanerana ny faritra magnodidigna daôly. \v 15 De nanomboka nampianatra takao amin'ny Synagogan-jareo Izy ary noderain'ny daôly.

1
04/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Kanefa lazaiko marina aminareo fa maro ny vevavy mpitondra tegna taigny Israely tamin'ny andron'i Elia, raha nihidy ny lagnitra nandritra ny telo taona sy enim-bolana, ary nisy silaona lehibe tonga teo amin'ny tany daôly. \v 26 Nefa Elia tsy nalefa na tamin'ny raika tamin-jareo aza, fa tao Zerapata any Sidona fôgna, taigny amin'ny mpitondra tegna ze nipetraka taigny.\v 27 Fa betsaka reo boka takao Israely tamin'ny andron'i Elisa mpaminagny, nefa tsisy na de raika tamin-jareo aza sitrana afa-tsy Namàna le Syriana."

1
04/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ny ôla daôly takao amin'ny Synagoga de enika fasosena rafa naregny an'reo ra reo.\v 29 Nitsangana zareo, nanery an'Azy hiala ny tanàna, ary nandefa an'Azy taigny an-tampon-tanety ze niorenan'ny tanànan-jareo, mbô handavôna an'Azy amin'ny tevagna. \v 30 Nefa nandeha nagnivakivaka takeo ampovôn-jareo Izy de lasana nadeha taigny amin'ny tôran-kafa.

1
04/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 \v 33 Ary takao amin'ny Synagoga de nisy leila ze nitôran'ny fagnahy maloton'ny demonia, ary izy de nilelalela tamin'ny feo mafy hoe:\v 34 "Ah! Ino no ifandraisanay Aminao, ry Jesosy avy aigny Nazareta? Tonga mbô hamotika an'nay ma Anao? Fantatro hoe iza Anao - le Raika Masin'Andriamanitra!"