From 4eb0a18f2ffeba201000a571aa1dfb83a1a815af Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Wed, 3 Jun 2020 10:35:47 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 04/05.txt | 1 + 04/09.txt | 1 + 04/12.txt | 1 + 04/14.txt | 1 + 04/25.txt | 1 + 04/28.txt | 1 + 04/33.txt | 1 + 7 files changed, 7 insertions(+) create mode 100644 04/05.txt create mode 100644 04/09.txt create mode 100644 04/12.txt create mode 100644 04/14.txt create mode 100644 04/25.txt create mode 100644 04/28.txt create mode 100644 04/33.txt diff --git a/04/05.txt b/04/05.txt new file mode 100644 index 0000000..89b4e5d --- /dev/null +++ b/04/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 Avekeo nentin'ny devoly taigny amin'ny tôrana agnambo Jesosy ary nabôgnany an'Azy vetiketika daôly ny fanjakana daôlin'zao tontolo zao. \v 6 Ny devoly nitare tamin'Azy hoe: "Ameko An'nao ny fahefana daôly sy ny famirapiratana daôly, satria efa namena anà reo, ary afaka ameko ny ôla ze teko amena an'azy. \v 7 Noho zany, raha menkotra sy manompo anà Anao, de ho lasanao zany." \ No newline at end of file diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt new file mode 100644 index 0000000..c234a33 --- /dev/null +++ b/04/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 Avekeo ny devoly de nitondra an'i Jesosy taigny Jerosalema ary nataony taigny amin'ny fara-tampon'ny tempoly, ary nitare tamin'Azy hoe: "Raha zanak'Andriamanitra Anao, de alavô avy aty ny tegnanao. \v 10 Satria efa vôsoratra hoe: 'Hibaiko ny Anjeliny ny aminao Izy, mbô hiaro an'nao,' \v 11 ary, 'Zareo hanandratra an'nao amin'ny tagnany, mbô tsy ho tafitona amin'ny vato ny tongotrao.'" \ No newline at end of file diff --git a/04/12.txt b/04/12.txt new file mode 100644 index 0000000..4d7c7ab --- /dev/null +++ b/04/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Namaly an'azy Jesosy, nitare hoe: "Efa nambara hoe: 'Aza miaka fagnahy ny Tompo Andriamanitrao.'" \v 13 Rafa vita ny fangalàn'ny devoly fagnahy an'i Jesosy, de lasana izy ary nandao an'Azy ambara pahatongan'ny fotôna hafa. \ No newline at end of file diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt new file mode 100644 index 0000000..62f93ef --- /dev/null +++ b/04/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Avekeo Jesosy niverigna taigny Galilia tamin'ny herin'ny Fagnahy, ary ny vaovao momba an'Azy de efa niely nanerana ny faritra magnodidigna daôly. \v 15 De nanomboka nampianatra takao amin'ny Synagogan-jareo Izy ary noderain'ny daôly. \ No newline at end of file diff --git a/04/25.txt b/04/25.txt new file mode 100644 index 0000000..7690464 --- /dev/null +++ b/04/25.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 25 Kanefa lazaiko marina aminareo fa maro ny vevavy mpitondra tegna taigny Israely tamin'ny andron'i Elia, raha nihidy ny lagnitra nandritra ny telo taona sy enim-bolana, ary nisy silaona lehibe tonga teo amin'ny tany daôly. \v 26 Nefa Elia tsy nalefa na tamin'ny raika tamin-jareo aza, fa tao Zerapata any Sidona fôgna, taigny amin'ny mpitondra tegna ze nipetraka taigny.\v 27 Fa betsaka reo boka takao Israely tamin'ny andron'i Elisa mpaminagny, nefa tsisy na de raika tamin-jareo aza sitrana afa-tsy Namàna le Syriana." \ No newline at end of file diff --git a/04/28.txt b/04/28.txt new file mode 100644 index 0000000..3517c4e --- /dev/null +++ b/04/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 28 Ny ôla daôly takao amin'ny Synagoga de enika fasosena rafa naregny an'reo ra reo.\v 29 Nitsangana zareo, nanery an'Azy hiala ny tanàna, ary nandefa an'Azy taigny an-tampon-tanety ze niorenan'ny tanànan-jareo, mbô handavôna an'Azy amin'ny tevagna. \v 30 Nefa nandeha nagnivakivaka takeo ampovôn-jareo Izy de lasana nadeha taigny amin'ny tôran-kafa. \ No newline at end of file diff --git a/04/33.txt b/04/33.txt new file mode 100644 index 0000000..9c608ff --- /dev/null +++ b/04/33.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 35 \v 33 Ary takao amin'ny Synagoga de nisy leila ze nitôran'ny fagnahy maloton'ny demonia, ary izy de nilelalela tamin'ny feo mafy hoe:\v 34 "Ah! Ino no ifandraisanay Aminao, ry Jesosy avy aigny Nazareta? Tonga mbô hamotika an'nay ma Anao? Fantatro hoe iza Anao - le Raika Masin'Andriamanitra!" \ No newline at end of file