auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-29 10:40:50 +03:00 committed by root
parent e325501851
commit 21c4c06a32
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsia, na de Heroda aza, satria nalefany niverigna taty amintsika Izy, ary jerevo, tsisy na ino na ino ze mendrika fafatesana vitany. Noho zany de ho faiziko Izy, ary havotsotro Izy." [Fagnamarihana: Reo fandikana tsara ndrindra de tsy magnisy ny And17 hoe: Ary Pilato de vôtery namotsotra gadra raika ho an'reo Jiosy tam
Tsia, na de Heroda aza, satria nalefany niverigna taty amintsika Izy, ary jerevo, tsisy na ino na ino ze mendrika fafatesana vitany. Noho zany de ho faiziko Izy, ary havotsotro Izy." [Fagnamarihana: Reo fandikana tsara ndrindra de tsy magnisy ny And17 hoe: Ary Pilato de vôtery namotsotra gadra raika ho an'reo Jiosy tamin'ny andro firavoravôna.]

1
23/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa niara-nikikika mafy zareo, nagnano hoe: "Ento aigny io leila io, ary avotsory ho an'nay Barabasy!" Barabasy de leila raika ze nampidirigna am-ponja nohon'ny fikomiana betsaka takao an-tanàna sy famonoana ôla.

1
23/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary nitare tamin-jareo ndre Pilato