From 21c4c06a32725924ae72d567772a22204aac6793 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Fri, 29 May 2020 10:40:50 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 23/15.txt | 2 +- 23/18.txt | 1 + 23/20.txt | 1 + 3 files changed, 3 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 23/18.txt create mode 100644 23/20.txt diff --git a/23/15.txt b/23/15.txt index 82dbd13..407283d 100644 --- a/23/15.txt +++ b/23/15.txt @@ -1 +1 @@ -Tsia, na de Heroda aza, satria nalefany niverigna taty amintsika Izy, ary jerevo, tsisy na ino na ino ze mendrika fafatesana vitany. Noho zany de ho faiziko Izy, ary havotsotro Izy." [Fagnamarihana: Reo fandikana tsara ndrindra de tsy magnisy ny And17 hoe: Ary Pilato de vôtery namotsotra gadra raika ho an'reo Jiosy tam \ No newline at end of file +Tsia, na de Heroda aza, satria nalefany niverigna taty amintsika Izy, ary jerevo, tsisy na ino na ino ze mendrika fafatesana vitany. Noho zany de ho faiziko Izy, ary havotsotro Izy." [Fagnamarihana: Reo fandikana tsara ndrindra de tsy magnisy ny And17 hoe: Ary Pilato de vôtery namotsotra gadra raika ho an'reo Jiosy tamin'ny andro firavoravôna.] \ No newline at end of file diff --git a/23/18.txt b/23/18.txt new file mode 100644 index 0000000..81b0e66 --- /dev/null +++ b/23/18.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fa niara-nikikika mafy zareo, nagnano hoe: "Ento aigny io leila io, ary avotsory ho an'nay Barabasy!" Barabasy de leila raika ze nampidirigna am-ponja nohon'ny fikomiana betsaka takao an-tanàna sy famonoana ôla. \ No newline at end of file diff --git a/23/20.txt b/23/20.txt new file mode 100644 index 0000000..f8c8780 --- /dev/null +++ b/23/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary nitare tamin-jareo ndre Pilato \ No newline at end of file