auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-04 12:22:42 +03:00 committed by root
parent 6d59e5a35e
commit 07a6fe632e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 Ary Petera sy reo ze niaraka tamin'Azy de navesatry ny torimaso, fa rafa tegna taitra tanteraka zareo, de natazagna ny voninahiny sy reo leila rôy ze nitsangana niaraka tamin'Azy. Ary rafa niala nagnalavitra an'i Jesosy zareo, de ozy Petera tamin'Azy hoe: "Tompo, tsara amintsika ny mijanona aketo. Avelao za
\v 32 \v 33 Ary Petera sy reo ze niaraka tamin'Azy de navesatry ny torimaso, fa rafa tegna taitra tanteraka zareo, de natazagna ny voninahiny sy reo leila rôy ze nitsangana niaraka tamin'Azy. Ary rafa niala nagnalavitra an'i Jesosy zareo, de ozy Petera tamin'Azy hoe: "Tompo, tsara amintsika ny mijanona aketo. Avelao zahay hagnambôtra felofana telo, raika ho an'nao, raika ho an'i Mosesy, ary raika ho an'i Elia." (Tsy fantany ze no lazainy.)

1
09/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Takeo àaa