diff --git a/09/32.txt b/09/32.txt index 7a3adf8..e22e226 100644 --- a/09/32.txt +++ b/09/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 Ary Petera sy reo ze niaraka tamin'Azy de navesatry ny torimaso, fa rafa tegna taitra tanteraka zareo, de natazagna ny voninahiny sy reo leila rôy ze nitsangana niaraka tamin'Azy. Ary rafa niala nagnalavitra an'i Jesosy zareo, de ozy Petera tamin'Azy hoe: "Tompo, tsara amintsika ny mijanona aketo. Avelao za \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 Ary Petera sy reo ze niaraka tamin'Azy de navesatry ny torimaso, fa rafa tegna taitra tanteraka zareo, de natazagna ny voninahiny sy reo leila rôy ze nitsangana niaraka tamin'Azy. Ary rafa niala nagnalavitra an'i Jesosy zareo, de ozy Petera tamin'Azy hoe: "Tompo, tsara amintsika ny mijanona aketo. Avelao zahay hagnambôtra felofana telo, raika ho an'nao, raika ho an'i Mosesy, ary raika ho an'i Elia." (Tsy fantany ze no lazainy.) \ No newline at end of file diff --git a/09/34.txt b/09/34.txt new file mode 100644 index 0000000..7dde55f --- /dev/null +++ b/09/34.txt @@ -0,0 +1 @@ +Takeo àaa \ No newline at end of file