auto save
This commit is contained in:
parent
809384ecb3
commit
04236175e1
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 31 Ôtran'ze tenao hataon'ny ôla aminao, de tokony hataonao am'jareo kô zany. \v 32 Raha ze ôla te an'nao fôgna no tiavinao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mba te an'ze te azy kô. \v 33 Rafa am'ze ôla magnano soa an'nao fôgna enao no magnano soa, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na \v 34 ny mpanota aza de magnano salan'zany. Raha tsy mampindrana afa-tsy am'ze ôla hatenaigna fa hamerina an'zany aminao fôgna enao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mampindrana ny mpanota, mba hahazôgna salan'zany kô.
|
||||
\v 31 Ôtran'ze tenao hataon'ny ôla aminao, de tokony hataonao am'jareo kô zany. \v 32 Raha ze ôla te an'nao fôgna no tiavinao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mba te an'ze te azy kô. \v 33 Rafa am'ze ôla magnano soa an'nao fôgna enao no magnano soa, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza de magnano salan'zany. \v 34 Raha tsy mampindrana afa-tsy am'ze ôla hatenaigna fa hamerina an'zany aminao fôgna enao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mampindrana ny mpanota, mba hahazôgna salan'zany kô.
|
Loading…
Reference in New Issue