diff --git a/06/31.txt b/06/31.txt index 4386061..bb130d9 100644 --- a/06/31.txt +++ b/06/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 Ôtran'ze tenao hataon'ny ôla aminao, de tokony hataonao am'jareo kô zany. \v 32 Raha ze ôla te an'nao fôgna no tiavinao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mba te an'ze te azy kô. \v 33 Rafa am'ze ôla magnano soa an'nao fôgna enao no magnano soa, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na \v 34 ny mpanota aza de magnano salan'zany. Raha tsy mampindrana afa-tsy am'ze ôla hatenaigna fa hamerina an'zany aminao fôgna enao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mampindrana ny mpanota, mba hahazôgna salan'zany kô. \ No newline at end of file +\v 31 Ôtran'ze tenao hataon'ny ôla aminao, de tokony hataonao am'jareo kô zany. \v 32 Raha ze ôla te an'nao fôgna no tiavinao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mba te an'ze te azy kô. \v 33 Rafa am'ze ôla magnano soa an'nao fôgna enao no magnano soa, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza de magnano salan'zany. \v 34 Raha tsy mampindrana afa-tsy am'ze ôla hatenaigna fa hamerina an'zany aminao fôgna enao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mampindrana ny mpanota, mba hahazôgna salan'zany kô. \ No newline at end of file