plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/01/04.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 4 Apetrao ny faharetana hahatanteka ny asany, mba tegna hivôtra sy ho feno tanteraka nareo, ka tsy ory ninonina. \v 5 Fa ra misy aminareo mila fahendrena, aoka izy hangataka zany amin'Andriamanitra, le raika ze magnome an-tsitrapo sy tsy mandatsa ze rehetra mangataka, ary agnome anazy izany.