\v 4 Apetrao ny faharetana hahatanteka ny asany, mba tegna hivĂ´tra sy ho feno tanteraka nareo, ka tsy ory ninonina. \v 5 Fa ra misy aminareo mila fahendrena, aoka izy hangataka zany amin'Andriamanitra, le raika ze magnome an-tsitrapo sy tsy mandatsa ze rehetra mangataka, ary agnome anazy izany.