auto save
This commit is contained in:
parent
67d2860944
commit
89d733445b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 Mitainoa, ry rala malalako, tsefa nofidin'Andriamanitra ve mahantran'izao tontolo zao, mba anakarena amin'ny finôna sy mba ho mpandova ny fanjakana ze nampagnantignaina reo zay te ananjy? Fa nareo de nagnala baraka ny mahantra! Moa tsy ny mpanan-karena ve no mampahory anareo?\v 7 Mo tsy zareo ve no nanaratsy ny agnarana tsara zay anareo?
|
||||
\v 5 Mitainoa, ry rala malalako, tsefa nofidin'Andriamanitra ve mahantran'izao tontolo zao, mba anakarena amin'ny finôna sy mba ho mpandova ny fanjakana ze nampagnantignaina reo zay te ananjy? \v 6 Fa nareo de nagnala baraka ny mahantra! Moa tsy ny mpanan-karena ve no mampahory anareo?\v 7 Mo tsy zareo ve no nanaratsy ny agnarana tsara zay anareo?
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 \v 9 Na zany aza, ra magnantanteraka ny lalàn'ny mpanjaka nareo, araky ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny namanao otran'ny tegnnao," de manao ny tsara nareo. Fa ra manome sitraka ny ôla sasagny kosa nareo,de manota, ka vôeloka toin'ny mpandika lalàna.
|
||||
\v 9 Na zany aza, ra magnantanteraka ny lalàn'ny mpanjaka nareo, araky ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny namanao otran'ny tegnnao," de manao ny tsara nareo. \v 8 Fa ra manome sitraka ny ôla sasagny kosa nareo,de manota, ka vôeloka toin'ny mpandika lalàna.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 \v 11 Fa na iza na iza no mankato ny lalàna daoly, kanefa lavo amin'ny lalana raika fona, de ho meloka amin'ny lalàna rehetra. Fa le niteny hoe: "Aza malangalaga," dia niteny iany koa hoe: "Aza mamono ôla." Ra tsy malangalanga nareo, Kanefa mamono ôla, de lasa mpandika lalàna.
|
||||
\v 10 Fa na iza na iza no mankato ny lalàna daoly, kanefa lavo amin'ny lalana raika fona, de ho meloka amin'ny lalàna rehetra. \v 11 Fa le niteny hoe: "Aza malangalaga," dia niteny iany koa hoe: "Aza mamono ôla." Ra tsy malangalanga nareo, Kanefa mamono ôla, de lasa mpandika lalàna.
|
Loading…
Reference in New Issue