diff --git a/02/05.txt b/02/05.txt index 2fc4faf..c63a46c 100644 --- a/02/05.txt +++ b/02/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Mitainoa, ry rala malalako, tsefa nofidin'Andriamanitra ve mahantran'izao tontolo zao, mba anakarena amin'ny finôna sy mba ho mpandova ny fanjakana ze nampagnantignaina reo zay te ananjy? Fa nareo de nagnala baraka ny mahantra! Moa tsy ny mpanan-karena ve no mampahory anareo?\v 7 Mo tsy zareo ve no nanaratsy ny agnarana tsara zay anareo? \ No newline at end of file +\v 5 Mitainoa, ry rala malalako, tsefa nofidin'Andriamanitra ve mahantran'izao tontolo zao, mba anakarena amin'ny finôna sy mba ho mpandova ny fanjakana ze nampagnantignaina reo zay te ananjy? \v 6 Fa nareo de nagnala baraka ny mahantra! Moa tsy ny mpanan-karena ve no mampahory anareo?\v 7 Mo tsy zareo ve no nanaratsy ny agnarana tsara zay anareo? \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index 84af40e..e1ccca2 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Na zany aza, ra magnantanteraka ny lalàn'ny mpanjaka nareo, araky ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny namanao otran'ny tegnnao," de manao ny tsara nareo. Fa ra manome sitraka ny ôla sasagny kosa nareo,de manota, ka vôeloka toin'ny mpandika lalàna. \ No newline at end of file +\v 9 Na zany aza, ra magnantanteraka ny lalàn'ny mpanjaka nareo, araky ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny namanao otran'ny tegnnao," de manao ny tsara nareo. \v 8 Fa ra manome sitraka ny ôla sasagny kosa nareo,de manota, ka vôeloka toin'ny mpandika lalàna. \ No newline at end of file diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index 76a09a8..33532a9 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Fa na iza na iza no mankato ny lalàna daoly, kanefa lavo amin'ny lalana raika fona, de ho meloka amin'ny lalàna rehetra. Fa le niteny hoe: "Aza malangalaga," dia niteny iany koa hoe: "Aza mamono ôla." Ra tsy malangalanga nareo, Kanefa mamono ôla, de lasa mpandika lalàna. \ No newline at end of file +\v 10 Fa na iza na iza no mankato ny lalàna daoly, kanefa lavo amin'ny lalana raika fona, de ho meloka amin'ny lalàna rehetra. \v 11 Fa le niteny hoe: "Aza malangalaga," dia niteny iany koa hoe: "Aza mamono ôla." Ra tsy malangalanga nareo, Kanefa mamono ôla, de lasa mpandika lalàna. \ No newline at end of file