auto save
This commit is contained in:
parent
316c80c0b1
commit
6d1553c8fc
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 18 \v 19 \v 20 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fanamarinana: Ny dikany teny talô sasany dia mamaky hoe: "te nareo ho fantatro ve, ry leila adala, hoe naôna ny fignoagna tsy misy asa no maty?"]
|
\v 18 \v 19 \v 20 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasany dia mamaky hoe: "Tenareo ho fantatr, ry leila adala, hoe naôna ny fignoagna tsy misy asa no maty?"]
|
Loading…
Reference in New Issue