auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 02:31:19 -04:00 committed by root
parent b68b3672f7
commit 316c80c0b1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo drmonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny fignoagna de tsy misy ilananazy? [Fanamarinana: Ny dikany teny talô sasany dia mamaky hoe: "te nareo ho fantatro ve, ry leila adala, hoe naôna ny fignoagna tsy misy asa no maty?"]
\v 18 \v 19 \v 20 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fanamarinana: Ny dikany teny talô sasany dia mamaky hoe: "te nareo ho fantatro ve, ry leila adala, hoe naôna ny fignoagna tsy misy asa no maty?"]