auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-26 07:22:40 +08:00 committed by root
parent d9d8f65c96
commit eaa0be6006
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Mambôtra antsika Krsisty mba tsy ho salan'ny zaza ze atopatopan'ny onja tsony tsika, ary ho ndesin'ny rivotry ny fampiagnarana sy ny hafetsen'reo ôla amin'ny tetika feno fitaka. \v 15 Fa tsika kosa, amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavagna, de tokony hitombo amin'ny fomba daôly akao amin'Izy lô , zany hoe, Kristy.\v 16 Kristy de managana ny tena daôly, ary nakambana sy natambatra tamin'ny isan-tonony zany,ary rafa miasa miaraka re, de mahatônga ny vatagna hitômbo mba hampiorigna ny tegnany amin'ny fitiavana.
\v 14 Manorina antsika Kristy mba tsy ho salan'ny zaza ze atopatopan'ny onja tsony tsika, ary ho ndesin'ny rivotry ny fampegnarana sy ny hafetsen-reo ôla amin'ny tetika feno fitaka. \v 15 Fa tsika kosa, amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavagna, de tokony hitombo amin'ny fomba daôly akao amin'Izy ze loha , zany hoe, Kristy. \v 16 Kristy de managana ny tegna daôly, ary nakambana sy natambatra tamin'ny isan-tonony zany,ary rafa miasa miaraka re, de mahatônga ny vatagna hitômbo mba hampiorigna ny tegnany amin'ny fitiavana.