1 line
542 B
Plaintext
1 line
542 B
Plaintext
\v 14 Manorina antsika Kristy mba tsy ho salan'ny zaza ze atopatopan'ny onja tsony tsika, ary ho ndesin'ny rivotry ny fampegnarana sy ny hafetsen-reo ôla amin'ny tetika feno fitaka. \v 15 Fa tsika kosa, amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavagna, de tokony hitombo amin'ny fomba daôly akao amin'Izy ze loha , zany hoe, Kristy. \v 16 Kristy de managana ny tegna daôly, ary nakambana sy natambatra tamin'ny isan-tonony zany,ary rafa miasa miaraka re, de mahatônga ny vatagna hitômbo mba hampiorigna ny tegnany amin'ny fitiavana. |