auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-15 14:08:09 +08:00 committed by root
parent 96f028f019
commit 25fc7d6aa7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Saingy manan-karena famindram-po Andriamanitra no le fitiavany gedabe ze nitiavany antsika. Tamintsika mbola maty takao agnatin'ny fadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy, tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo. Niara-natsangan'Andriamanitra tsika, ary niara-napetragny takao an-dagnitra akao amin'ny Kristy Jesosy, mba afany mampibôgna antsika amin'ny vanim-potôgna ho avy hagedan'ny haren'ny fasoavany ze tsy azo refesina abôgna amin'ny hatsaram-pagna
Saingy manan-karena famindram-po Andriamanitra no le fitiavany gedabe ze nitiavany antsika. Tamintsika mbola maty takao agnatin'ny fadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy, tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo. Niara-natsangan'Andriamanitra tsika, ary niara-napetragny takao an-dagnitra akao amin'ny Kristy Jesosy, mba afany mampibôgna antsika amin'ny vanim-potôgna ho avy hagedan'ny haren'ny fasoavany ze tsy azo refesina abôgna amin'ny hatsaram-pagnany amintsika akao amin'i Kristy Jesosy.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo tamin'ny alalan'ny finona, ary tsy avy aminareo izany, fa fagnomezan'Andriamanitra. Tsy avy amin'ny asa ny fasoavana mba tsisy