diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt index dc90e15..d2b8850 100644 --- a/02/04.txt +++ b/02/04.txt @@ -1 +1 @@ -Saingy manan-karena famindram-po Andriamanitra no le fitiavany gedabe ze nitiavany antsika. Tamintsika mbola maty takao agnatin'ny fadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy, tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo. Niara-natsangan'Andriamanitra tsika, ary niara-napetragny takao an-dagnitra akao amin'ny Kristy Jesosy, mba afany mampibôgna antsika amin'ny vanim-potôgna ho avy hagedan'ny haren'ny fasoavany ze tsy azo refesina abôgna amin'ny hatsaram-pagna \ No newline at end of file +Saingy manan-karena famindram-po Andriamanitra no le fitiavany gedabe ze nitiavany antsika. Tamintsika mbola maty takao agnatin'ny fadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy, tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo. Niara-natsangan'Andriamanitra tsika, ary niara-napetragny takao an-dagnitra akao amin'ny Kristy Jesosy, mba afany mampibôgna antsika amin'ny vanim-potôgna ho avy hagedan'ny haren'ny fasoavany ze tsy azo refesina abôgna amin'ny hatsaram-pagnany amintsika akao amin'i Kristy Jesosy. \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt new file mode 100644 index 0000000..cbab3a1 --- /dev/null +++ b/02/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fa tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo tamin'ny alalan'ny finona, ary tsy avy aminareo izany, fa fagnomezan'Andriamanitra. Tsy avy amin'ny asa ny fasoavana mba tsisy \ No newline at end of file