auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 06:02:39 +08:00 committed by root
parent 53043f2b5a
commit 248b6bea23
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Manoratra araka ny fanambaragna nampafantarigna ana za. Izeigny no marigna misitrika momba ze nosoratako fohy taminareo. \v 4 Rafa mamaky zany nareo, de ho afaka ny haazo ny fomba fazoako zany marigna misitrika momban'i Kristy zany.\v 5 Tamin'reo taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'olombelogna zany marigna zany. Fa ankeitriny kosa zany de nambara tamin'ny alalan'ny Fagna tamin'reo Apostoly sy reo mpaminaniny ze votokana ho amin'ity asa ity \v 3 Manoratra araka ny fanambaragna nampafantarigna ana za. Izeigny no marigna misitrika momba ze nosoratako fohy taminareo. \v 4 Rafa mamaky zany nareo, de ho afaka ny haazo ny fomba fazoako zany marigna misitrika momban'i Kristy zany.\v 5 Tamin'reo taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'olombelogna zany marigna zany. Fa amin'zao kosa zany de nabogna tamin'ny alalan'ny Fagna tamin'reo Apostoly sy reo mpaminaniny ze vtokana ho amin'ity asa ity