diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index 674c6ff..e1cf29b 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Manoratra araka ny fanambaragna nampafantarigna ana za. Izeigny no marigna misitrika momba ze nosoratako fohy taminareo. \v 4 Rafa mamaky zany nareo, de ho afaka ny haazo ny fomba fazoako zany marigna misitrika momban'i Kristy zany.\v 5 Tamin'reo taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'olombelogna zany marigna zany. Fa ankeitriny kosa zany de nambara tamin'ny alalan'ny Fagna tamin'reo Apostoly sy reo mpaminaniny ze votokana ho amin'ity asa ity \ No newline at end of file +\v 3 Manoratra araka ny fanambaragna nampafantarigna ana za. Izeigny no marigna misitrika momba ze nosoratako fohy taminareo. \v 4 Rafa mamaky zany nareo, de ho afaka ny haazo ny fomba fazoako zany marigna misitrika momban'i Kristy zany.\v 5 Tamin'reo taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'olombelogna zany marigna zany. Fa amin'zao kosa zany de nabogna tamin'ny alalan'ny Fagna tamin'reo Apostoly sy reo mpaminaniny ze vtokana ho amin'ity asa ity \ No newline at end of file